Entry | 1 ranomaso afefy heloka |
Elementary words | 2 ranomaso, afefy, heloka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny hafetsen' ny sasany, izay mody mitomany sy malahelo mba hanafenany ny ratsy nataony |
Synonyms | 5 ranomaso manentsin-keloka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |